Entry | 1 ahotsaka |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 hotsaka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Alona, atsoboka, aroboka ao anaty rano |
Explanations in French |
5 [1.3] à tremper dans, à imbiber dans |
Examples |
6 [2.470] Mihabe vava ny hady an-tanàna ka izay tsy ahotsaky ny oram-pahavaratra, tsy hain' ny fandrotrarana tanana sy hafenina intsony.
|
Morphology |
|
Anagrams | 11 ahotsaka, 12 akatsaho, 13 sahotaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |