|
|
|
|

Teny iditra1 hotsaka
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tany be fotaka, honahona, na toerana petsapetsa lava: Mampidi-doza ny mandeha amin' ny hotsaka
Lena tanteraka, vonto: Hotsaky ny orana ny akanjony
Rakotra: Hotsaky ny hatina ny tenany manontolo [1.1]
4 [hôtsaka] honahona [Bezanozano] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 hatsoka, 17 hotsaka, 18 katsaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02