|
|
|
|

Entry1  aingaina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  ainga
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Entanina: Irerỳ voalohany aingain' ny fony kokoa, iretsy faharoa tarihin' ny sainy kokoa (Antoine Rahajarizafy)
Bataina: Aingao io vato io raha matanjaka ianao
Explanations in English  10  [1.2] to be lifted up, to be raised up.
Explanations in French  11  [1.3#11] Qu’on soulève, qu’on lève, qu’on va chercher: Tsy azoko aingaina io entana io (Je ne puis soulever ce paquet)
Examples  12  [1.437#] Raha hitsahatra amin' ny fihinanam-bary dia aingaina any ambony loha ny lovia vao mijanona;
13  [2.471#] An-kevitry ny tsy diso ny fanombatombanan-dRaboto, satria tsy zakan' ny sandriko anila aingaina ilay tavoahangy!

Anagrams  14  aingaina, ainganay, iaingana, igananay, nagainay, nagianay

Updated on 2025/08/10