|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aisy
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny enti-maneho tsy fankasitrahan-lavatra iray, na fandavana mihitsy:
4 Aisy! mandehana ianao mandeha any. ~ Aisy! tsy miditra amin' izany raharaha maizina izany aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 no! A word expressing dislike and grief. Esy is also used. [1.2]
6 expressing regret or disappointment; oh no! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Exprimant le désaveu, le dégoût, le refus : non, certes non, hélas! malheureusement!
8 Aisy! tsy afaka aho (Oh non! je ne suis pas libre) ~
9 Aisy! rahoviana no ho vita io raharaha io? (Hélas! quand sera-t-il fini ce travail?) ~
10 Aisy! mampalahelo loatra izany ! C’est vraiment affligeant!)
[1.3#11]
11 mot employé pour chasser les volailles, etc. [1.3#11]
12 qui exprime le regret ou la déception ; hélas, malheureusement. [1.8]
Sampanteny 
Tenim-piontanana :

Teny iditra (2/2)14  aisy
Fototeny  15 isy
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  17 mametraka [Taisaka] [1.78]
18 Atao amin' ny...: Vongan-tsira lehibe angaha no naisinao ny laoka no mangeroka tsy azo hanina itỳ izy? [1.1]
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :
22  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  aisy, 23 isay, 24 siay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17