|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 isy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny fisiana (fampiasa taloha amin' ny fehezanteny toy ny hoe: Tsy isy rano ao an-tsinibe; tsy isy hijanona; izay novana taty aoriana ka natao hoe tsy misy: Tsy misy rano ao an-tsinibe, tsy misy mijanona).
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 21 kapoka iray, 22 katroka iray, 23 lasitra iray, 24 navela tao, 25 tsy misy fankaiza, 26 Tsy misy ivoasana |
| Teny iditra (2/3) | 27 isy |
| Sokajin-teny | 28 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny fahasosorana ary matetika no miaraka amin' ny fikifihana sy fandavana): Isy! ahoana no hampidirako an' iny olona tsy valahara iny an-trano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 alas! no!
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 hélas! non!
[1.8] |
| Teny iditra (3/3) | 32 isy |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 [Tanala] nofo (hena, voankazo): Ny ampalibe laha be isy ijay (mamy ny ampaly raha izy be voany izay)
[1.78] 35 [Sihanaka] nofo [1.78] |
| Tovy hevitra | 36 hisy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|