Entry | 1 ajoro |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 joro |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay 9 [1.13] atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray |
Explanations in French |
10 [1.13] mettre debout; mettre en station |
Examples |
11 [4.27#] Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony; |
Vocabulary |
12 Geography: topography |
Anagrams | 13 ajoro, joroa |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |