|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akaiky |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy lavitra: Aza matahotra ianao fa akaiky ihany ny tranonay Antomotra na akaiky ara-potoana: Efa akaiky itỳ ny fanadinana, rankizy, ka mikezaha mafimafy kokoa indray Anila, ankila: Mipetraha eto akaikiko ianao Mifanila, mifanolotra, mifanolobodirindrina: Akaikin' ny tranonay ny fonenany Tsy lavitra ara-pihavanana: Akaiky anay kokoa Rakoto noho ianao, satria zanak' olo-mpirahalahy izahay, fa isika kosa mbola zafin' ny mpianadahy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 near, near together, near by, close at hand. [1.2] 5 near [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 comme akeky [1.3#13] 7 près [1.8] |
| Ohatra |
8 Misy lahindrano mandalo eo akaiky.
[2.472]
9 Avia aloha, Rainy, eto akaikiko eto e! [2.470] 10 Eo akaikin' i Hesbona no misy izany toerana izany. [1.38] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 29akeky |
| Tohi-kevitra | 30lavitra |
| Kamban-teny rehetra | 31Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 32 akaiky, 33 kiakia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|