Entry | 1 akeky |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in French |
12 [1.3] voisin, proche, près, auprès: Akekin' ny tranoko ny azy (Sa maison est voisine de la mienne) ~ Akeky ihany ny alehako (Je vais tout près) ~ Akeky foana ny tranony (Sa maison est tout près) ~ Akeky lavitra ny tanàna (Le village est près, mais le chemin qui y mène est long) ~ Mipetraha eto akekiko (Asseyez-vous ici près de moi) |
Examples |
13 [2.48] Ny zavatra ao akeky ny fantsakana 14 [2.48] dia akeky alakarabo andro vokatra 15 [2.59#107] Ary ny Borozany rehetra isam-paheniny, ary isam-pirazanana ao anatin'ny am-paheniny hiany izany, dia samy vory avokoa, ao amin'izay fotoana hiangonany, ao akeky ny fokony hiany |
Other spellings | 16 akaiky |
Anagrams | 17 akeky, kaike, kiake, kieka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |