Entry | 1 akaiky jerena |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 akaiky, jerena |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana toerana izay toa akaiky raha tazanina, nefa lavitra rehefa aleha |
Explanations in French |
5 [1.3] [akeky jerena] Qui parait près à la vue |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |