|
|
|
|

Entry1  akapoka
Part of speech  2  passive verb
Root  3  kapoka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Entina mikapoka, mamely: Langilangy no nakapony ny lohan' ilay alika
Adona, azera amin' ny tany: Akapohy amin' vato ny loha raha tsy faly, hoy ny fitenin' ny ankizy ~ Nakapony tamin' ny tany ilay namany
Examples  9  [2.356#] Nony azo ny sahona efatra dia vonoina, akapoka eny ambony vatolampy.
10  [2.588#] fa raha ady tombon-tànana kosa, dia ny akapoka sy ny atoto ny fahavalo no mety aminy.

Anagrams  11  akapako, akapoka, akopaka, kapaoka, kapoaka

Updated on 2025/07/29