Entry | 1 akatraoka |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 katraoka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Atao mikatraoka, na miteraka feo toy ny an' ny tongotsoavaly na kiraro mandeha amin' ny vato: Aza akatraoka ohatra izany iny kiraro hazonao iny fa manaitra zaza |
Anagrams | 8 akatrakao, akatraoka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |