|
|
|
|

Entry1  akatroka
Part of speech  2  passive verb
Root  3  katroka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Entina mikatroka, mipoka amin' ny..., mandona: Ny tandrony no nakatrok' ilay omby ny vato ka tapaka
Asaina mikatroka, miady, midona; adona, apoka: Nakatroky ny mpampianatra izy roa lahy tia adiady ka fay tsy te hiady intsony ~ Nahoana no nakatrokao tamin' ny rindrina ny lohan' ny zandriko?

Anagrams  9  akatrako, akatraok, akatroka, akotràka, karatoka, katraoka, korataka, takaroka

Updated on 2025/07/29