|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 katroka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the same, exactly:
5 roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 le même, exactement
[1.8] |
| Ohatra |
7 Feno efa-bolana katroka ny fanompoanay tao.
[2.643#]
8 Na dia izany aza anefo rehefa olom-pirenena feno 18 taona katroka dia azo ampiandreiketina fitantanan-draharaha ao an-tokantranon' ny fikambanana. [2.114#] |
| Sampanteny |
|
| Teny nalaina | 10 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 11 katroka |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 dona, fidonana, ady
[Bezanozano]
14 Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy [1.78] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 25 katroka |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 démonter un fusil.
[Tankarana]
[1.19] |
| Fivaditsoratra | katroka, 28 kotraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|