|
|
|
|

Teny iditra1  aketraka
Fototeny  2 ketraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao miketraka, migedragedra: Aketraho ny kofehy fa henjan-doatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be slackened, to be loosened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on détend , qu'on relâche;
7 (fig) qu'on décourage [1.8]
Ohatra  8  azo ahitsy amin' ny tsara na abirioka amin' ny ratsy, azo ahenjana na aketraka. [2.296#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  aketraka, 13 karatake, 14 Raketaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17