Entry | 1 aketsa |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 ketsa |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Afindra: Mbola kely loatra, anaka, ny varintsika ka tsy azo aketsa Atao ketsa: Tsy manana vary aketsa akory izy ka mba mihambo erỳ |
Explanations in English |
9 [1.7] to be transplanted |
Explanations in French |
10 [1.8] qu'on transplante, qu'on repique (le riz) |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word aketsa |
Anagrams | 12 aetsak, akatse, aketsa, atseka, etsaka, tesaka, Tesaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |