Entry | 1 akohokely |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 akoho, kely |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zanak' akoho mbola kely |
Explanations in English |
5 [1.2] A chicken. |
Examples |
6 [2.298#] Nikiakiaka ilay akohokely niantso ny reniny. 7 [2.332#] Diso lalàna ny akohokely anankiray indray andro. |
Vocabulary |
8 Zoology: birds 9 Economy: breeding, farming |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word akohokely |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |