|
|
|
|

Entry1  akohovavy
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  akoho, vavy
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Ny vavy amin' ny akoho.
Explanations in English  6  [1.7] a hen
Explanations in French  7  [1.8] poule
8  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [akôho vavy] poule
Examples  9  [2.298#17] Dia nasiany akohovavy iray teo afovoany.
10  [2.69#242] Hoy kosa ny akoholahy tamin' ny akohovavy : "Raha tsy hianao, dia lany ritran' ny lava-hoho ny zanako"
11  [2.5#63] Jereo ny biby, hoy indray izy, fa ny akoholahy no tsara volo noho ny akohovavy : ny vorondahy miraratra amin' ny lokony mahavariana, ary ny lambolahy dia voaravaky ny vombony mahafinaritra.
Vocabulary  12  Zoology: birds
13  Economy: breeding, farming
Illustrations 
14 

Anagrams  15  akohovavy, hovaviako, voahivoka

Updated on 2025/08/10