|
|
|
|

Teny iditra1  akoma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Bibilava lehibe sy matanjaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the name of a species of boa-constrictor; also called do, and ankoma.
5 Pelophilus madagascariensis [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 bibilava goaibe [2.165]
7 gros serpent [1.54]
Voambolana  8  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tsipelina hafa  9 ankoma
Tovy hevitra  10 do
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  akoma, 13 amako, 14 amoka, 15 kaomà, 16 koama, 17 Makoa, 18 Maoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17