|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 vakoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Masombola na rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana
[1.1#1008] 4 masombolafotsy lehibe fanao haingo fehin-tanana na tongotra [2.436#107] 5 rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana [1.62#1076] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a silver chain
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 une grande chaîne d'argent
[1.3#804] 8 chaîne d'argent [1.8] |
| Ohatra |
9 ary rahefa izany, asiana ny vakoka sy ny haingo
[2.48]
10 Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany. [2.113] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 vako-by |
| Teny iditra (2/4) | 13 vakoka |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Vola na harena tehirizina; rakitsoa sarobidy navelan' ny ray aman-dreny na ny razana.
[1.1#1008] 16 akora na fitaovana tranainy mirakitra ny ela ahitana taratra ny maha izyy azy ny firenena 17 sy ny vahoaka mbamin' ny tantarany ka zary harem-pirenena, rakitsoa saobidy tehirizina ho fantatry 18 ny taranaka mifandimby: Maro ny vakoka nentin-drazana [1.62#1076] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 inherited treasure; Malagasy traditions
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 trésor
[1.3#804] 21 trésor dont on hérite; traditions [1.8] |
| Ohatra |
22 Ny Fanjakana, miaraka amin' ny Vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, no miantoka ny fampivoarana sy ny fiarovana ny vakoka ara-kolontsaim-pirenena sy ny famokarana ara-tsiansa, ara-haisoratra ary ara-javakanto.
[1.320]
|
| Kamban-teny rehetra | 23 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 24 vakoka |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 (sens général : trésor, objets précieux). Trema orientalis Blume (Ulmaceae). Nom donné à cet arbre quand on utilise son bois à faire des talismans contre les effets de la foudre ou la peur du tonnerre.
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 27 Haizavamaniry 28 Finoana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 30 Vakoka |
| Zana-dohateny | 31 Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache |
| Singan-teny | 32 vakoka |
| Sokajin-teny | 33 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Voambolana | 34 Haisoratra: boky |
| Mpanoratra |
35 Rajemisa-Raolison Régis |
| Mpanonta printy |
1948. 1955. 38 Ambozontany. 1957. Haavony: 22cm. Ambainy: 14cm. Takila: 271. 39 Ambozontany. 1965. Haavony: 19cm. Ambainy: 14cm. Takila: 334. |
| Fivaditsoratra | 40 kavoka, 41 kovaka, 42 vakako, vakoka, 43 vokaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|