|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akondro vidin' anoka |
| Singan-teny | 2 akondro, 3 vidy, 4 anoka |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza zavatra roa
7 samy tsara ifanakalozana ka tsy misy maty antoka na mahazo tombony, mitovy amin' ilay manao hoe: "Angady mondro sy reniakoho: izay mananda no 8 resy". 9 (Ny akondro sy ny ronono dia samy hanina noderain'ny Ntaolo ary nataony ho 10 tena fiadanana ny mihinana azy: "Trano bongo misy ronono sarotra atao malahelo" ary "Raha samy 11 voan-kanina ihany, dia aleo voan-kanina amin'ny akondro") [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[akondrovidinanoka]
12 The sale of one article to get money to purchase another
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|