|
|
|
|

Teny iditra1  akopoka
Fototeny  2 kopoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ahetsiketsika, korofohina: Aza akopoka ny afo sao maty
5 Hofokofohina: Nakopok' ilay kary ny akohonay dia maty [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12