|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kopoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fihetsika sy fikofohan' ny olona voafatotra na voabeda mba hahafaka azy [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)19  kopoka
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 sarona, takotra, rakotra [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)22  kopoka
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24 (de kopoka : couvercle. Allusion au couvercle des urnes de cette plante). Nepenthes madagascariensis Poir. (Nepenthaceae).
25 Très curieuse plante carnivore dont les feuilles sont transformées en urnes pourvues d'un couvercle et peuvent capturer les Insectes.
26 Ceux-ci sont ensuite digérés par la protéase que secrète une glande. (Nom noté par Grandidier, fichier manuscrit). [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17