|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akorany |
| Fototeny | 2 akora |
| Sokajin-teny | 3 anarana akora sy mpisolo |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 fonon' ny atody, izay mitovy toetra amin' ny sokay, feno loadoaka madinika izay idiran' ny rivotra niainan' ilay zana-borona fony tao anaty atody; ny akora dia mivoatra avy amin' ny ranon-tsokay marihidrihitra mipoitra avy amin' ny faramparan' ny fantsona ivoahan' ny atody fa rehefa tafavoaka ka tratran' ny rivotra io ranon-tsokay io vao mihamafy tonga akora
[1.1] 5 zavatra tsy voahodina [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a shell; a shell-fish
7 an emptied cocoon 8 a bamboo which is to be made into a musical instrument, the sound of which somewhat resembles that of a guitar; the strings are formed by separating strips from the body of the bamboo, leaving them attached at each end; these strings are tuned by moveable bridges. See valiha 9 also a name for bullion [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 la coque d'une chose
[1.3] 11 brut [1.13] |
| Voambolana | 12 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Fivaditsoratra | akorany, 13 ankiroa, 14 koriana, 15 okarina, 16 raikona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|