|
|
|
|

Teny iditra1  akorontana
Fototeny  2 korontana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao mikorontana, asafotofoto atao ambony ambany: Nakorontan' ny sasany ny entanay rehetra tao an-trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be pushed about in disorder; to be messed up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on met en désordre, qu'on bouleverse [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  akorontana, 12 anakotrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02