|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 korontana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavajavatra tsy milamina ao an-tokantrano: Aiza no ahitana ny fanosehanao ato amin' itỳ korontana ato an-trano?
4 Tabataba sy adiady mifanjevo: Misy korontana lava ao amin' io tany io. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 disorder
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 désordre, confusion
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 28 fiaro korontana |
| Fivaditsoratra | korontana, 29 kotroñana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|