| Entry (Teny iditra) |
 |
alahady
|
| Part of speech (Sokajin-teny) | |
noun (anarana)
|
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | |
Andro voalohany amin'ny herinandro;
tami [...] [full text in Rajemisa 1985]
|
| English translation (Dikanteny anglisy) | |
Sunday, the first day of the Malagasy week. [Ar. Al-ahada - First.] [Richardson 1885]
|
| | |
Sunday [Hallanger 1973]
|
| French translation (Dikanteny frantsay) | |
Le dimanche [Abinal 1888]
|
| | |
Dimanche ~ Sekoly alahady (école du dimanche) ~ Ny alahady tontolo andro (Toute la journée du dimanche) ~ Tsy alahady tsy andavanandro (N'importe quel jour) [full text in Rajaonarimanana 1995]
|
| | |
Dimanche [Beaujard 1998, Hallanger 1974]
|
| | |
Dimanche.Tel qui rit vendredi dimanche pleurera ~ Hehy diasan-dranomasina no anjara eto an-tany [Sims 1969]
|
| Italian translation (Dikanteny italianina) | |
Domenica [Profita 1969]
|
| German translation (Dikanteny alemà) | |
Sonntag. Alahady fialantsasatra: [...] [full text in Bergenholtz 1991]
|
| Vocabulary (Voambolana) | |
| Quotes (Teny nalaina) | |
| See (Jereo) | |
|
| Entry (Teny iditra) |
 |
Alahady
|
| Part of speech (Sokajin-teny) | |
proper name (geography) (anaran-tsamirery (jeôgrafia))
|
| English translation (Dikanteny anglisy) | |
The name of the places where the markets were formerly held on that day. [Richardson 1885]
|
| French translation (Dikanteny frantsay) | |
Jadis, nom des marchés tenus le dimanche. [Abinal 1888]
|
|