Entry | 1 alahelo |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 8 12 words containing alahelo |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fahoriana, fijalian-tsaina amam-panahy: Latsaka ao anatin' ny alahelo lalina izy ~ Manala alahelo olona Fisehoana manjonitra: Endrey! izany alahelony nandre ny nahafatesan-dreniny! Hanina olon-tiana: Matin' alahelo mihitsy i reniny Sorisory, tsy fahafaliana, fitarainana: Niteraka alahelo ho azy ny teninao anikeheo ~ Raha ananan' olona alahelo ianao, mitadiava hihavana aminy |
Explanations in English |
10 [1.2, 1.7] sorrow poverty 11 [1.2] Grief, depression of spirits, melancholy, dejection; longing after, grieving for penury 12 [1.7] affliction |
Explanations in French |
13 [1.8] tristesse, chagrin |
Examples |
14 [2.59] Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany! 15 [2.528] Manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany! 16 [2.499] Mifohafoha ny fahatsiarovana sy ny alahelo. |
Vocabulary |
17 Emotions |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word alahelo |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |