Entry | 1 alamina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 lamina |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Atao tsara lahatra, amboarina mba hirindra: Alamino ireto boky ireto Karakaraina mba ho amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra rehetra: Nalaminy ny trano vao nandeha izy |
Explanations in English |
9 [1.2] to be arranged, to be set in order |
Examples |
10 [2.117#] alamina sy diovina ny manodidina. |
Anagrams | 11 alamany, alamina, amalany, amalian, lamaina, malaina, mianala, namaila, namalia |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |