|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alaovalo |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Lalandava lalandava, tsy manam-piafarana, fanao manaraka ny teny hoe "mandrakizay doria antaranoana" mba hahamafy kokoa ny heviny: Mandrakizay doria alaovalo, mandrakizay doria antaranoana alao valo
[1.1] 4 elabe, tsy manam-pahataperana [2.285] [1.221#] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [Ar. al-ava'lu, the first, the beginning.] For ever and ever. Used with mandrakizay.
[1.2] |
| Ohatra |
6 Fa dieny mbola tsy manao am-pihi-mamba ny alaovalo mandrakizay.
[1.221#]
7 Koa tsy asehoko amy ny tany mandrakizay mandrakizay alaovalo hoy izy. [2.59#] |
| Kamban-teny rehetra | 8 mandrakizay alaovalo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|