|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrakizay
Singan-teny  2 mandraka, 3 izay
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiafarany: Andriamanitra dia mandrakizay
6 Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay
7 Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 forever [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 éternellement [1.3, 1.8, 1.5]
10 à tout jamais [1.8]
Ohatra  11  Rahefa manambady aho dia ho mandrakizay, fa tsy ho vetivety. [2.471#25]
12  ho tia an' i Sahondra mandrakizay! [2.529#152]
13  - Veloma mandrakizay ary, ry Raozikeliko. [2.499#92]
14  Ny Tangena dia tsy ampinomana mandrakizay. [2.59#42]
Voambolana  15  Fotoana
Tovy hevitra  16 mandrakizayalaovalo, mandrakizayantaranoana, mandrakizaydoria
Mpanahaka  17  alaovalo, 18  antaranoana, 19  doria
Fikambanana  20 mandrakizay doria
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07