|
|
|
|

Teny iditra1  ala safay
Singan-teny  2 ala, 3 safay
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fanaovan-javatra tsizarizary mba hisehoana ho nanao fotsiny ka hahafa-tsiny eo imason' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Used in the following: miala safay [1.2]
Ohatra  7  Teny foana ny masoko, hany ka na dia ny vavaka fanao eo am-pidirana aza natao alasafay fotsiny. [2.4]
8  Mba nody nampidirina alasafay ihany ny Teny sy ny Tantara malagasy, saingy mbola ny teny frantsay ihany no taranjam-pianarana nahafaka na tsy nahafaka fanadinana. [2.503#]
Teny nalaina  9  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11