|
|
|
|

Teny iditra1  miala safay
Singan-teny  2 miala, 3 safay
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 (manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! niala safay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2]
7 to work for appearance's sake only [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 travailler pour la bonne forme seulement [1.8]
Tovy hevitra  9 manao alasafay, misafay
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02