|
|
|
|

Entry1  alatsaka
Part of speech  2  passive verb
Root  3  latsaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Ampidinina ao anaty lavaka, ampidinina avy ambony: Nalatsaka ny vatofantsika dia tsy nihetsika ny sambo
Ahintsana mba hianjera, hiraraka: Alatsaho ireo voankazo ireo
Apetraka, arafitra: Nalatsany tsara ve ny biriky?
Aiditra: Alatsaho amin' io kolejy io ny zanakao fa tsy hanenenanao ~ Nalatsaka tao an-tranomaizina izy tamin' ny alarobia
Explanations in English  10  [1.2] to be dropped, to be let down; to be put down, as bricks; to be entered, as above; to be reduced in priced; to be flattered
11  [1.7] to be cast down; to be enrolled
Explanations in French  12  [1.8] qu'on fait tomber; qu'on enrôle, qu'on pose

Updated on 2025/08/10