|
|
|
|

Teny iditra1  ala vonkina
Singan-teny  2 ala, 3 vonkina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fanamparana ny fo, ny hatezerana amin' ny hafa, amin' ny naman' ilay namely ny tena noho ny tsy nahazoana namely azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Same as mikely aina. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12