|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vonkina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiforetana, onkina, kainkona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 rétrécissement, resserrement, contraction, retrait
[1.3#856] |
| Ohatra |
5 Avy niady mivady angamba, dia aty amiko no hiala vonkina!
[2.528#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 21 vonkina |
| Singan-teny | 22 vony, 23 hina |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 (de vony : fleur ; et hina : bonne entente, union des efforts)
26 Nom d'un arbre non identifié. 27 Son infusion était distribuée aux personnes concluant un accord, une alliance, comme gage de longue durée. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 28 Haizavamaniry: hazo |
| Fivaditsoratra | 29 vankony, vonkina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|