|
|
|
|

Teny iditra1  alentika
Fototeny  2 lentika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo
5 Ampidirina (ao andoha) ho raikitra tsara: Alenteho ao an-dohanao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be sunk, to be submerged [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on submerge, qu'on enfonce, qu'on plonge dans [1.8]
Ohatra  8  Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady [2.285#]
9  Raha voly ririnina izy, atao fohy tapaka, dia alentika ho difotra anaty tany [2.643#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12