|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lentika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Sitrika, tsy fisehoana, fidifian' ny masoandro na ny volana any ambadiky ny faravodilanitra
4 Fahelan' ny olona irahina any amin' ny nanirahana azy, fihitsohana lalina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 submergé, plongé, enfoncé dans, disparu sous l'horizon
6 enfoncé dans le mal, dans les embarras [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 25 fo lentika |
| Fivaditsoratra | 26 lantike, lentika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|