|
|
|
|

Teny iditra1  alikisa
Singan-teny  2 alina, 3 isa
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Be dia be tsy tambo isaina, zavontany: Alikisa ny kintana eny an-danitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 In immense numbers, innumerable. [1.2]

Fivaditsoratra  7 Akilasy, alikisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12