|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 isa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila
4 Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 one, each, every
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 est toujours employé pour un, quand on commence à compter.
[1.3] 7 un, chacun [1.8] |
| Isam-pirenena |
8 1
9 I [3.1] |
| Ohatra |
10 Tokony ho 80 no isany
[2.649#1128]
11 Tsy hita isa ny vahoaka [2.366#PAGE#72] 12 fa miovaova isan|isamandro, isan|isam-bolana, isan|isam-taona [2.59#292] 13 Ny hetra aloa dia variraiventy isan|isam' olo-miaina sy vary roa vata isan|isam-pangady [2.508#442] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 33 Matematika: rafitrisa |
| Mpanahaka | 34 iray, 35 iraika |
| Kamban-teny rehetra | 36 Fikambanana 33 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
37 Ny isa 38 Fifanampiana 39 Fampitomboana |
| Lahatsoratra | 40 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Teny iditra (2/3) | 41 isa |
| Sokajin-teny | 42 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
43 Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza
44 na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila. 45 Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo... 46 Isa fa tsy roa na safatsiroa: 47 tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana 48 eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy). 49 Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
50 a number
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
51 nombre
[1.3, 1.8, 1.13] 52 numéro [1.3, 1.8] 53 action de compter [1.3] 54 cardinal [1.13] |
| Voambolana | 55 Matematika: rafitrisa |
| Mpanahaka | 56 fanisanavaovaoandriamihaja |
| Kamban-teny rehetra | 57 Fikambanana 64 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
58 Fifanampiana 59 Fampitomboana |
| Lahatsoratra | 60 Randzavola: isa ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (3/3) | 61 isa |
| Sokajin-teny | 62 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
63 Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa,
64 dia ny isan' andravava na kilalao, 65 ny isan-drary, 66 ny isam-balahazo, 67 ary ny kitari-daolao. [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 68 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 69 asy, isa, 70 say, 71 sia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|