|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aloa
Fototeny  2 loa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo
5 Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be vomited; to be paid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on vomit; qu'on paie [1.8]
Ohatra  8  aloa ny vidiny na atao kaonty. [1.236#antananarivomiantsena]
9  Arakaraka ny halavan'ny resaka no mahabe ny vola aloa. [2.117#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)16  aloa
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 moka [Betsileo] [1.78]
Voambolana  19  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  20 aloe

Fivaditsoratra  21 alao, aloa, 22 aola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17