|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  loa-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe loaka

Teny iditra (2/3)3  loa-
Sokajin-teny  4  endritenin' ny hoe loatra

Teny iditra (3/3)5  loa
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Zavatra nohanina ka avoaka amin' ny vava indray: Ny alika no miverina amin' ny loany
8 Famoahana vola, fanefana vola: Loa vola [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 vomit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 les matières rejetées en vomissant, vomissement
11 Figuré: paiement, acquittement d'une dette [1.3#405]
12 vomissure [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  26 mihantsy loa

Fivaditsoratra  27 alo, 28 lao, loa, 29 ola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09