|
|
|
|

Entry1  amalomalandy
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  amalona, malandy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazan' amalona fotsy na mavomavo ny kibony ka izany no nahatonga ny anarany hoe amalomalandy; nefa noho izy mandray ny volon' ny toerana misy azy, dia mety haka ny volom-potaka koa izy, ka io no nahazoany ilay anarana faharoa
(Halavany: 80 sm eo ho eo; habeny: ohatra ny sandry)
Vocabulary  5  Zoology: fishes

Updated on 2025/07/29