|
|
|
|

Teny iditra1  ambaniandro
Singan-teny  2 ambany, 3 andro
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny nilazana ny vahoakan' ny mpanjaka teto Imerina fahizay, afa-tsy ny andriana sy ny andevo
6 Hova, bemihisatra, folovohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 [andro, the day.] The name given to the Hova by the other tribes; the Hova. [1.2]
8 the Merina people
9 (used mainly by other tribes) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 les habitants de l'Imerina
11 (usité surtout par les autres tribus) [1.8]
Tovy hevitra  12 ambanimasoandro
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ambaniandro, 14 andrinamboa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17