Entry | 1 ambanilanitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny na anarana nilazana fahizay ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran' ny fanjakana (hita araka ny fiforonan' ny teny fa malalaka lavitra ny faritry ny ambanilanitra noho ny ambaniandro na ambanimasoandro satria midadasika kokoa ny lanitra noho ny masoandro) |
Explanations in English |
4 [1.2] [lanitra, the heavens.] The whole of the subjects of the sovereign, -- nobles, Hova, and slaves. |
Elementary words | 5 ambany, lanitra |
Titles |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word ambanilanitra |
Updated on 2025/05/07 |
![]() |