|
|
|
|

Teny iditra1  ambarakizay
Singan-teny  2 ambaraka, 3 izay
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  5 for ever [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 toujours, éternellement [1.3#27]
Ohatra  7  Fa ny famarinan' olona tapaka mihitsy ary lavin'ny Andriana sy ny olon'i Madagasikara tokoa ambarakizay, noho ny fanekena vita tamin'ny 1817 fahavelon-dRadama. [2.366]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12