|
|
|
|

Entry1  ambatonikaky
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  vato, Ikaky
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Teny tsy fampiasa afa-tsy amin' it fombam-pitenenana itỳ hoe: Manao ambatonikaky: mihenahena amin' ny heviny; ny tena ampiasana an' io fomba fiteny io matetika anefa dia ny mpivarotra mihenahena amin' ny vidin-javatra ataony, izany hoe tsy azo iadiam-barotra: Aza dia manao ambatonikaky re ianao, Andriamatoa

Updated on 2025/08/10