|
|
|
|

Entry1  am-bava tsy ratsy
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  am-bava, ratsy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny
Explanations in French  5  [2.415#4718] Il n' est pas méchant en paroles. Se disait de ceux qui cachent leur jeu sous de bonnes paroles.
Synonyms  6  vava tsy ratsy

Anagrams  7  am-bava tsy ratsy, tsiambaravatsy

Updated on 2025/07/29