|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ambo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Avo
[Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Tanala]
[1.78] 4 avo, lava tsanganana [Betsimisaraka] [1.78] 5 avo, tehoambo, mandringa [Sihanaka] [1.78] 6 Avo: Trano ambo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 high, lofty, long, overhead.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Haut, élevé au-dessus de terre
[1.3#28] 9 haut. [Tankarana] [1.19] |
| Ohatra |
10 Tanety ambo (vohitra manerinerina) koa - vohitra fotsiny iray manontolo - ireo Vato ireo: dia tanety izay namonoan' ny Masa tena.
[2.245#]
11 Fantatray fa vahiny sy mpivahiny eto ambo, ny tany izahay, ka raiso ny fanahipay ho eo anatrehanao, ary aza tsarovana ny helokay, Andriamanitra ô [2.649#] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 14 abo, avo |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 19 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 17 ambo |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Karazan' aretina sahala amin' ny androbe
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 the name of a disease coming suddenly, somewhat resembling epilepsy.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 Nom d’une maladie subite semblable à l’épilepsie
[1.3#28] |
| Voambolana | 22 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | ambo, 23 mabo, 24 mbao, 25 omba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|