|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 avo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra
4 Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy 5 Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra 6 Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 high
[1.2, 1.7] 8 lofty, eminent. See abo, ambo [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 haut, élevé
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 17 abo, ambo |
| Tohi-kevitra | 18 iva |
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 22 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | avo, 21 ova, 22 vao, 23 voa~, voa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|