|
|
|
|

Teny iditra1  amboabe
Singan-teny  2 amboa, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazana hala volovoloina sady vaventy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A spider that lives in holes in the ground. A species of Mygale. [1.2]
Ohatra  7  Ary fampiadin' ny ankizilahy madinika koa ny lavanify, ny lavatanana, ny amboabe, ny kiborilahy, ny taindambo, ny antsiantsy sy ny famakiloha ary vitsika vaventy. [1.437#]
Voambolana  8  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02